
FANDRAISANA MPITANDRINA MATIHANINA
FANDRAISANA MPITANDRINA MATIHANINA **Hira : ** **FILAZANA NY FIFIDIANANA* ** ***Mpitarika ****: *Ry havana malala, tafavory eto isika mba hanatrika ny Fandraisan-tanana ny Mpitandrina ________ho …
11 articles

FANDRAISANA MPITANDRINA MATIHANINA **Hira : ** **FILAZANA NY FIFIDIANANA* ** ***Mpitarika ****: *Ry havana malala, tafavory eto isika mba hanatrika ny Fandraisan-tanana ny Mpitandrina ________ho …

FANAMASINANA SY FITSOFAN-DRANO FANAMBADIANA **Feon’Orga ** **FIARAHABANA ** **FIANTSOANA ** Hira Vavaka Vakiteny Hira Toriteny **Hira ** **FANAMASINANA ** **FANORENANA ** **FANDAHARANA ** *Mpitarika …

FANOKANANA KATEKOMENA (Endriny 2 ) 1. **HIRA 446:1 **(*Raha mbola atao ny hira dia mitsangana manatrika ny Fiangonana ireo olona * ho raisina) 2. **TENY FANOLORANA **(*Ataon’ny solontena iray avy …

FANOKANANA KATEKOMENA (Endriny 1 ) **Hira **: 298/1 ( Aina no fetra ry Tompo Mpanjaka) ( *manatona mankeo anoloan’ny alitara ny Katekomena horaisina ) * **Fitarihana ** Ry havana malala ao amin’ny …

FANOKANANA DIAKONA Hira fiomanana: 301/1,2,5 ( He sahanao, Mpamonjy ô) Ry havana malala, Izao isika dia handroso amin’ny fanokanana ireo olona nitokian’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo eto amin’ny Tafo …

LITORJIA FANDRAISANA KATEKOMENA **Hira **: 298/1 ( Aina no fetra ry Tompo Mpanjaka) ( manatona mankeo anoloan’ny alitara ny Katekomena horaisina ) * ***FITARIHANA ** Ry havana malala ao amin’ny Tompo, …

LITORJIA BATISAN-JAZA (version 2) *[Miorina amin’ny fanekem-pahasoavana (alliance de grâce) ka misy fanekena ataon’ny Fiangonana, fanekena ataon’ny Ray aman-dreny sy ny mpiantoka ary ny fianakaviana …

LITORJIA BATISAN-JAZA (endriny 1) *Hira : FANORENANA SY FITARIHANA* Tafavory eto an-tranon’Andriamanitra isika mba ho vavolombelon’ny fanoloran’ireto ray aman-dreny ireto ny zanany ho an’Andriamanitra …

LITORJIA D ***Toro lalana : *** *Fanazavana* • Itsanganana daholo na ipetrahana daholo izay famakiana ny Soratra Masina rehetra na rehefa mamaky ny Filazantsara ihany vao mitsangana ** ** **Prélude : …

LITORJIA B **Feon’orga ** **Antoko Mpihira ** **FIFAMPIARAHABANA - FIANTSOANA ** **Hira Vavaka fihaonana *Feon-java-maneno fohy *** VAVAKA FIFONANA SY FIAIKEN-KELOKA FIAIKEN-KELOKA* Mpitarika*: …

**Feon’orga ** **Antoko Mpihira ** **FANDRAISANA SY FIARAHABANA APOSTOLIKA (ACCUEIL ET SALUTATION APOSTOLIQUE) SALAMO Hira ** **Vavaka fihaonana ** **Feon’orga ** SITRAPON’ANDRIAMANITRA …