Ho an’ny mpianakavin’ny finoana eto amin’ny FPMA,

Mamangy anareo amin’ny anaran’i Jesoa Kristy lohan’ny Fiangonana,

Manantitrantitra ny fiarahabana sy firariantsoa noho ny taona vaovao sy ny tombon’andro iainana omen’ny Tompo antsika mba hanompoana Azy.

Manolotra ny PERIKOPA 2026 ho antsika rehefa nahitsy mifanaraka amin’ny fotom-pinoana hijoron’ny FPMA sy ireo soso-kevitra samihafa voaray.

Ho aminareo sy ny fanahinareo anie ny Tompo.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny FMM Pasteur Toky RAKOTO ANDRIANAVONY, Filoha