Ho an’ny Mpitandrina rehetra ato amin’ny FPMA sy FMM,
Ho an’ny Tafo 41 sy Fiaraha-mivavaka,
Ho ampitomboina mandrakariva aminareo anie ny fahasoavan’ny Tompo,
Indro atolotra etoana ny fandaharana iombonana Paska 2026.
Ho aminareo ny fiadanan’ny Tompo.
=•=•=•=•=•=•=•=• Rado Ramarotafika

![[BF] Fandaharana iombonana Paska 2026](https://news.fpma.church/img/logo-fpma.png)