"Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy" I korintianina 15:10a
Ho an'ny Fiangonana rehetra eto amin'ny FPMA,
Ry havana, ho aminareo hatrany anie ny fahasoavan'i Tompo Jesoa,
Mahafaly anay Fiangonana FPMA Bordeaux ny manasa anareo noho, ny famaranana ny Jobily faha 30 taona nitandremana sy faha 25 taona ny fanambadian'ny :
Mpitandrina RAMAHERIJAONA Jean Teddy sy Deralanto Heliravaka,
Hisy fiaraha-misakafo amin'izany ka hanasana olona 2 avy aminareo (fara fisoratana anarana dia ny 22/02/2026). Miala tsiny indrindra fa tena antomotra loatra ny fotoana.
Afaka mamaly amin'ity mailaka ity na miantso ny tenako avy hatrany amin'ny finday 06 65 34 25 59.
Hitanareo amin'ny taratasy fanasana ny andinindininy momba izany.
Manonona ny fiadanan’ny Tompo ho amintsika rehetra.
RAMAHERIJAONA Jean-Teddy
Mpitandrina FPMA Bordeaux
RANDRIANARIVELO Prince
Filoha FPMA Bordeaux
Filoha FPMA Bordeaux

![[Vaovao FPMA] FANASANA JOBILIY PASITERA RAMAHERIJAONA Jean-Teddy sy Deralanto Heliravaka](https://news.fpma.church/img/logo-fpma.png)